Entry tsy mitandro hasasarana (tsy, tandro, sasatra)
Part of speech expression
English definition to work hard and disregard fatigue [Hallanger 1973]
French definition travailler ferme sans tenir compte de la fatigue [Hallanger 1974]
Examples 
1Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý [Rajemisa 1985]
2Nefa kosa zazavavy mahery fo izy, ka tsy nitandro hasasarana, tsy nihevitra ny tenany [Rajohanesa: Kintana]

2012/09/23