|
|
|
|

Entry1  tsy misatry fanahy
Elementary words  2 tsy, 3 misatry, 4 fanahy
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 tsy manao danin' ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo [1.1]
Examples  7  nefa tsy|misy misatry mba tsy|misy misatry fanahy na manao zara fa vita izy rehetra rehefa miasa ho an' ny fikambanany. [2.445]
Antonyms  8 misatry fanahy

Updated on 2025/11/02