Entry may volon-tratra (hay, volo, tratra)
Part of speech expression
Malagasy definition dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [Rajemisa 1985]
Synonyms may volon' orona

2014/09/27