|
|
|
|

Entry1  manao amboa ditsika
Elementary words  2 manao, 3 amboa, 4 ditsika
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 miezaka manao izay tratran' ny aina, manao an-jamba [1.1]
Other spellings  7 manao amboa ditsoka

Updated on 2025/11/02