Entry miezaka (ezaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao haingana, malaky, dodona: Niezaka izy ka tonga voalohany
¶ Miantoraka: Niezaka izy vao nahavikina ilay hady
¶ Manao ny farany azo atao, mikely aina: Aiza moa no hahombiazany! Tsy miezaka akory izy fa mitsikamokamo [Rajemisa 1985]
Morphology 
miezaka
niezaka
hiezaka
miezaha
Quotes 

2010/05/14