|
|
|
|

Entry (1/3)1 lofo
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Familiana ny botry hitodika any amin' ny iavian' ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika. [Sakalava] [1.1]
Vocabulary  4 Navigation

Entry (2/3)5 lofo
Part of speech  6 noun
Explanations in Malagasy  7Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao.. [1.1]
Explanations in English  8persistence. [1.7]
Explanations in French  9courage, persistance. [1.8]
Derivatives 
Passive verbs :
Vocabulary  11 Emotions

Entry (3/3)12 lofo
Part of speech  13 noun
Explanations in Malagasy  14henam-pandevenana. [Bara] [1.78]
15omby vonoina amin'ny fahafatesana. [Bezanozano] [1.78]
16Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry. [1.1]
Explanations in English  17cattle slaughtered for the dead (prov.). [1.7]
Explanations in French  18boeufs immolés pour les morts. [1.8]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :

Anagrams  22 folo, 23 lofo

Updated on 2025/09/19