|
|
|
|

Entry1  misikim-ponitra
Elementary words  2 misikina, 3 fonitra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 miasa amin-kerimpo mafy [1.1]
Explanations in English  6 to gird up one's loins in earnest. [1.2]
7 to gird oneself tightly in order to work hard [1.7]
Examples  8  misikimponitra izy na dia tsy tahaka ny fahiny intsony aza ny herim-batana sy herin-tsaina ao aminy. [2.470#]
Synonyms  9 manao sikim-ponitra, misikin-dahy
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02