Entry | mitsangana (tsangana) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. [1.1] | ||||||||
Examples | Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | manerinerina ~ miezinezina ~ mihenjana ~ mihinjitra ~ mijajirika ~ mijalajala ~ mijaridina ~ mijidina ~ mijoalajoala ~ mijoro ~ miorina ~ miridiridy ~ mitangezaheza ~ mitsatoka | ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Toponyms |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mitsangana | ||||||||
Entry | mitsangàna (tsangana) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mitsangana | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | miantsanga, mitsangana, tsimangana |
Updated on 2023/07/13 |