|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitsangana
Root  2 tsangana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy.
5 Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso.
6 Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana.. [1.1]
Examples  7  mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12 manerinerina, miezinezina, mihenjana, mihinjitra, mijajirika, mijalajala, mijaridina, mijidina, mijoalajoala, mijoro, miorina, miridiridy, mitangezaheza, mitsatoka
All compound words  13  12 combinations of this word
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Entry (2/2)15  mitsangàna
Root  16 tsangana
Part of speech  17  imperative of active verb mitsangana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  18 miantsanga, 19 mitsangàna, mitsangana, 20 tsimangana

Updated on 2025/11/09