| Entry | 1 mijoalajoala |
| Root | 2 joalajoala |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Avo be izaitsizy ka toa ho tapaka, mitsoaka lava be (hazo maniry).
5 Mirehitra mamoaka lelafo miakatra avo dia avo (afo). [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be high, as a tree or tower; cf. mierinerina.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 être éminent, dépasser comme un arbre ou une tour; cf. mierinerina.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|