Entry tsangana
Part of speech noun
Malagasy definition Fijoroana; ny bika eo am-pijoroana; haavo; halava hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples izaho Rangoriketakinilandy
tsy maty aho fa malazo
nandre ny fingodon'ny omby
viliabe tsara tsangana
vilia fotsy endriky ny trano
itozotozoy ihany aho
fa jiafotsy ny lambako
[Fox: Hainteny, number 50]
Toponymy Place names having the word tsangana (3): Ambatomitsangana, Tsangambato, Vatomitsangana

Entry tsangana
Part of speech noun
Malagasy definition  [SLP 1986]
French definition bâton
¶ diagramme en bâtons [SLP 1986]

2015/03/22