Entry miorina (orina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io?
¶ Mitsangana: Miorina lavitra ny tanàna ny trano fitsaboana
¶ Misy, tafajoro: Efa miorina eto izao ny fikambanan' ny mpifady toaka [Rajemisa 1985]
English translation to fix, to be raised, to be firmly established. [Richardson 1885]
 to be founded, to be established [Hallanger 1973]
French translation être fondé, fixé, établi [Hallanger 1974]
Morphology 
miorina
niorina
hiorina
miorena
Examples Leo monina izy ireo nony ela ny ela ka nanatona ireo tanàna kely vao miorina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 27]
Quotes 

Updated on 2020/07/31