| Entry (1/3) | 1 mijoro |
| Root | 2 joro |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-baravarana eo fotsiny ianao.
5 Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan' ny mpampiasa fiarakaretsaka. [1.1] |
| Examples |
6 Nahoana hianao no dia mijoro?
[2.69#]
7 ny tamboho sisa no mijoro ao. [2.470#] |
| Morphology |
|
| Entry (2/3) | 12 mijoro |
| Root | 13 joro |
| Part of speech | 14 active verb |
| Explanations in Malagasy |
15 mivavaka, mitsodrano.
[Sihanaka]
[1.78] 16 Mivavaka. [1.1] |
| Entry (3/3) | 17 mijoro |
| Root | 18 joro |
| Part of speech | 19 adjective |
| Explanations in French |
20 debout.
[1.13] |
| Anagrams | 21 mijoro, 22 mojiro |
| Updated on 2025/11/11 |
|