|
|
|
|

Entry1  kabary tsara mitsangana
Elementary words  2 kabary, 3 tsara, 4 mitsangana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny. [1.1]
Explanations in French  7 Défense adroite mais fausse. [1.3]
Synonyms  8 kabary tsara lahatra

Updated on 2025/09/12