| Entry | 1 miridiridy |
| Root | 2 ridiridy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Henjana tsy mety miketraka: Miridiridy loatra io tady io.
5 Mijoro tsy azo folahina, henjana, mihinjitra, miziriziry: Niridiridy teo antokonana teo izy fa tsy nety niditra. [1.1] |
| Examples |
6 Ny lalana mody zorina, hoy indray I Lidy, mbola miridiridy amin' ny hasosorany.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 midiridiry, 12 miridiridy |
| Updated on 2025/09/12 |
|