| Entry | 1 miezinezina |
| Root | 2 ezinezina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Sady avo no ngeza, lehibe; mandrindrina aoka izany
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to be great, to be prominent
[1.7] |
| Explanations in French |
6 être grand, être éminent;
7 énorme [1.8] |
| Examples |
8 Dia natoron' Ingahibe azy teo ny misy an' ity tranom-panjakana miezinezina.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|