|
|
|
|

Entry1  mitsangam-pe olona
Elementary words  2 mitsangana, 3 fe, 4 olona
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 ilazana ny olona afa-baraka sy tsinontsinona, tsy misy hajany kely akory fa "mitsangana fa hoe olona" fotsiny. [1.1]

Updated on 2025/09/12