Entry kaky
Part of speech noun
Malagasy definition (ny fampiasa matetika dia Ikaky) Teny entina miantso ny ray: Maty aho, ray Kaky ama-Neniko
¶ Teny fanajana entina milaza ny ray na ny olona azo heverina ho toy ny ray: Eto angaha Ikaky mipetraka [Rajemisa 1985]
French definition  [Tankarana] père. [David 1952 (takila K)]
Examples 
1Inona izato entinao, ry Kaky? [Rahajarizafy: Kabary, page 20]
2Vonjeo aho rey kaky aman-draneniko! [Andraina: I Vola, page 97]
Vocabulary 

Entry kaky
Part of speech noun
Malagasy definition voankazo [SLP: Voambolana]
French definition kaki [SLP: Voambolana]
  [Merina] (du nom japonais kaki, repris par les Français). Diospyros kaki L.f. (Ebenaceae). Arbre fruitier originaire du Japon. Introduit et cultivé sur les plateaux. Fruits comestibles. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary 
Scientific name Diospyros kaki

Entry kaky
Part of speech Unspecified
Malagasy definition  [Bara] [Rakotosaona 1972]
Derivations 

Entry kaky
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] Vifotsy: Tafo kaky [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 
Synonyms aky

2018/11/30