|
|
|
|

Entry1  voaray
Part of speech  2  past participle
Root  3  ray
Explanations in English  4  [1.2] received, accepted, taken; jointed, united.
Explanations in French  5  [1.3] reçu, accepté, pris
Examples  6  [2.117#97] Ho voaray malaky kosa anefa izy
7  [2.59#384] voaraiko ny volan'Ikotobe ariary dimy
8  [1.281] Nikiaka kosa ilay kely nony voarain-dRaleva
9  [2.366#140] Ary rehefa asehony ny taratasy fanaikena koa efa voarainy ny vola
10  [2.499#63] Toa te-hilaza fa efa voarain' i Bina izay ilay sary fotografy nalefany
Morphology 
11  Past :
12  Future :
All compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word voaray

Anagrams  15 arovay, 16 iravao, 17 Ivoara, 18 ôvaria, 19 raivoa, 20 voaira, 21 voaray

Updated on 2025/09/12