Entry fandraisana (ray)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanantazana: Fahadisoana ny fandraisana baolina amin' ny lalao baolina kitra
¶ Fanekena izay omena: Tokony hofadina ny fandraisana tsolotra
¶ Fihinanana, fisotroana: Tsy tsara ny fandraisana zava-pisotro mahamamo matetikana dia kely foana aza
¶ Fitsenana, fampiantranoana: Nafonafana izay fondraisan' ny fokontaninay ny lehibe izay
¶ Fanokanana: Amin' ny Alahady heriny no fandraisana ilay Mpitandrina vaovao hiaso eto amintaika
¶ Fahazoana an-tanana: Isaky ny faharoapolon' ny volana no fandraisanay karoma [Rajemisa 1985]
English definition A piece of wood used in weaving [Richardson 1885]
 the act of receiving [Hallanger 1973]
French definition action de recevoir [Hallanger 1974]
 préhension [SLP 1986]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tena fatratra ny fandraisana azy. [Ravelomanana: Lalana, page 110]
2Fatratra ny fandraisana natao azy tao. [Rapatsalahy: Kintana, page 67]
3Ho fandraisana azy enina mianadahy no aintton' izany. [Rabary: Daty, page 171]
4Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. [Andraina: Mitaraina, page 190]
Illustrations 

Entry fandraisana
Part of speech noun
French definition  [Betsileo, Merina] (de ray : action de saisir, d'accueillir, de donner l'hospitalité) Nom général des odi-fitia ou charmes pour se faire aimer et des procédés suivant lesquels on les utilise. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Entry fandraisana (ray)
Part of speech noun
Malagasy definition (Fivavahana Protestanta) Fihinanana mofo sy divay ho fahatsiarovana ny nataon' i Kristy talohan' ny nahafatesany isaky ny alahady voalohan' ny volana [Rajemisa 1985]
English definition [Rel. s. from mandray (ray).] the Lord's Supper, lit. the taking; the day for celebrating the Lord's Supper. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tena fatratra ny fandraisana azy. [Ravelomanana: Lalana, page 110]
2Fatratra ny fandraisana natao azy tao. [Rapatsalahy: Kintana, page 67]
3Ho fandraisana azy enina mianadahy no aintton' izany. [Rabary: Daty, page 171]
4Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. [Andraina: Mitaraina, page 190]

2019/10/03