|
|
|
|

Entry (1/4)1  baba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 ray [Bara, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
4 dada [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
5 Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry
6 Lehilahy efa antitra dia antitra, konka [1.1]
Explanations in English  7 father [1.2]
Explanations in French  8 (vieux mot). Papa [1.3]
Examples  9  tsy tiako akory izany, ry baba. [2.69#]
10  maty aho ty baba, maty aho ty neny! [2.606#]
Vocabulary  11  Relationships: family
Synonyms  12 aba, ada, dada, ikaky, ray
Analogs  13  aba, 14  kaky
All compound words  15  3 combinations of this word

Entry (2/4)16  baba
Part of speech  17  adjective
Explanations in Malagasy  18 Tsara tarehy, kanto (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin' olona
19 Tsy leo amin' ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho [1.1]
Explanations in English  20 an expression of surprise mingled with pleasure. Beautiful! capital! Famous! [Swa. Beba, root of verb with the same meaning.] [1.2]
Explanations in French  21 Beau, magnifique, fameux [1.3]
All compound words  22  4 combinations of this word

Entry (3/4)23  baba
Part of speech  24  adjective
Explanations in Malagasy  25 miharihary [Taisaka] [1.78]

Entry (4/4)26  baba
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28 jereo babaka [1.1]

Updated on 2025/11/17