Entry -dray
Part of speech morphological form of the word(s) ray
Examples 
1Izy no Day tian-dray mamin-dreny. [Ndemahasoa: Antakay, page 53]
2izaho niera tamin-dray aman-dreny. [Dahle: Angano, page 210]
3Velon-dray aman-dreny, tsy manjaka! [Rahajarizafy: Kabary, page 49]

Entry dray
Part of speech interjection [full list]
Malagasy definition Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [Ravelojaona 1937]
 Enti-milaza hatairana na hagagana na fangirifiriana koa aza indraindray: Dray! mahafinaritra izany fiposahan' ny masoandro avy any ambadiky ny tendrombohitra toa memy afo mivaivay [Rajemisa 1985]
Other spellings 

Entry dray
Part of speech noun
English translation  [Sakalava] a kind of fan-palm. Same as mokoty [Richardson 1885]
Vocabulary 
Synonyms mokoty

Updated on 2020/07/31