Entry draiko
Part of speech noun
Malagasy definition Enti-milaza famindra manano sarotra na fandeha toa mijaikolaiko, noho ny aretina mahazo na ny havizanana
Mitovy hevitra: jehojeho. [Rajemisa 1985]
English definition an unseemly gait, an awkward mode of walking, limping. [Richardson 1885]
Derivations 

2012/11/02