| Entry | 1 fampifandraisana |
| Root | 2 ray |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 fampiharoana volo.
[1.13] |
| Explanations in French |
5 intégration.
[1.13] |
| Examples |
6 Mitana toerana lehibe ny Karana, hoy i B. Schlemmer, amin' ny fampifandraisana ny fomba famokarana sakalava ao amin'ny fomba famokarana kapitalista.
[2.606]
7 Kanefa raha nampiharina tamim-pilaminana sy tamim-pahamendrehana izany dia ho nahazoana vokatra amin' ny lafiny fampifandraisana sy fampianarana ny mponina ary fampiasana ny loharanon-karena amin' ny fomba samihafa [4.27] |
| All compound words | 8 fampifandraisana taranja |
| Anagrams | 9 fampifandraisana, 10 fifampiandrasana |
| Updated on 2025/11/09 |
|