Entry aba
Part of speech   noun
Malagasy definition   ray [Antefasy, Antemoro, Antesaka, Sakalava, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   ray, rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy [Bara] [Rakotosaona 1972]
   dada, teny fanajana mahasolo ny letsy na tompoko: Izay ary aba ro i ko... (Izay ary tompoko no izy ka..) ~ Aia roa iabako Daleva iñy: Aiza re i Dada Raleva iny) [Betsileo] [Rakotosaona 1972]
   ray: Hoaia h'iheo aba? [Tandroy] [Rakotosaona 1972]
   teny fahita indrindra amin' ny fitenim-p [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   Father, chiefly used by children. [Richardson 1885]
   father [Provincial] [Hallanger 1973]
French translation   Mot venant des provinces ; peu usité en hova, et employé à la place de dada, ikaky [Abinal 1888]
   père [Provincial] [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Synonyms   ada ~ baba ~ dada ~ iaba ~ ikaky ~ ray

Entry Aba
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   [Ny toko sy andininy rehetra] [Baiboly]
English translation   Abba [Baiboly]
French translation   Abba [Baiboly]
Examples   Fa tsy nandray ny fanahim-pahandevozana ho amin'ny tahotra indray ianareo, fa nandray ny fanahin'ny zanaka natsangana, izay iantsoantsika hoe: Aba, Ray ô! [Baiboly: 52:008:015/Romanina 8:15..]
Vocabulary  
Quotes  
Articles  

Updated on 2015/09/07