Entry dada
Part of speech   noun
Malagasy definition   fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay?
¶ teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [Rajemisa 1985]
English translation   father, dad [Hallanger 1973]
French translation   père [Hallanger 1974]
Synonyms   aba ~ ada ~ baba ~ ikaky ~ ray
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry dada
Part of speech   noun
Malagasy definition   Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [Rajemisa 1985]
English translation   a mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [Richardson 1885]
Vocabulary  

Entry dada
Part of speech   noun
Malagasy definition   adaladala [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
French translation   un peu fou, bête, cf. dahidàhy. [Tankarana] [David 1952 (takila D)]
Synonyms   dadoa

Entry dada
Part of speech   masculine noun
French translation   hevi-mahazatra, hevi-tiana [Rakotonaivo 1993]

Entry dada
Part of speech   masculine noun
French translation   (fitenin' ankizy) soavaly [Rakotonaivo 1993]

Updated on 2017/07/07