|
|
|
|

Entry (1/2) 1  milofo
Root  2 lofo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miezaka amin-kiry, mampiasa ny hery rehetra azo atao, mikely aina: Nilofo mafy tamin' ny fianarana izy ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1]
Explanations in English  5 to persevere, to persist [1.7]
Explanations in French  6 persévérer, s'opiniâtrer [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Analogs  11  fola-damosina, 12  may volon' orona, 13  may volon-tratra, 14  manao ain-tsy ho zavatra, 15  manao' amboa ditsika, 16  manao ampinga tratra, 17  manao an' aina, 18  manao an-ditra, 19  manao anjolofo, 20  manao botraika, 21  manao kely andilana, 22  manao lazo be, 23  manao sakafo ambany foitra, 24  manao salaka fohy rambo, 25  manao valangitrika, 26  manao vy very ny aina, 27  mandany mondron-kery, 28  mandany ron-doha, 29  miady fo, 30  miady fo aman' aina, 31  mialakabontana, 32  mialakaforo, 33  miantotomaty, 34  miezaka, 35  mifofotra, 36  mikaozatra, 37  mikely aina, 38  mikezaka, 39  mikikitra, 40  mikiry, 41  mikiribiby, 42  mikofo, 43  mikoko-maty, 44  mikokotra, 45  mikoremby, 46  milofika, 47  milozoka, 48  mimaso, 49  mimokimoky, 50  mimokitra, 51  miokitra, 52  miongo-bolo, 53  misikim-ponitra, 54  mitozo, 55  mivaky tratra, 56  sady mifofotra no mively vy, 57  tsy manamohamo, 58  tsy manary karama, 59  tsy mandala aina, 60  tsy mandry andro tsy mandry alina, 61  tsy miala vehana, 62  tsy mikely soroka, 63  tsy mikoso-maso, 64  tsy miroa fo, 65  tsy misatry fanahy, 66  tsy mitandro hasasarana, 67  tsy mitarain-tanana ompaka

Entry (2/2) 68  milofo
Root  69 lofo
Part of speech  70  active verb
Explanations in Malagasy  71 Manana omby hovonoina hatao lofo [1.1]

Anagrams  72 mifolo, milofo

Updated on 2026/04/22