| Entry (1/2) | 1 midina |
| Root | 2 idina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandeha mankamin' ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feony
5 Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa 6 mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny vidim-bary fa efa tonga ny vary vao ~ Efa sitrana ny zanakao fa efa nidina ny hafanany 7 Mikoriana: Midina eo amin' ny takolany ny ranomasony [1.1] |
| Explanations in English |
8 to pour out, to go down, to descend, to flow out
[1.2] 9 to come down [1.7] |
| Explanations in French |
10 descendre
[1.3, 1.8, 1.13] 11 baisser [1.3, 1.8] 12 couler comme le liquide [1.3] 13 couler [1.8] |
| Examples |
14 nidina tany Mojanga izy (Il est descendu à Majunga)
[1.3]
15 nidina tany ambanivohitra izy (Il est allé à la campagne) [1.3] 16 midina hoatra ny rano ny ranomasony (Ses larmes coulent comme de l'eau) [1.3] 17 midina ny barometratra (Le baromètre descend) [1.3] 18 midina ny ranomasina (La mer baisse) [1.3] 19 Nidina ny tohatra izy, haingana sy hendratrendratra ... [2.470#58] 20 Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472#57] |
| Morphology |
|
| Analogs | 25 manao ankororosy, 26 manao lanja midina, 27 mandeha any ava, 28 mandrorona, 29 manorika, 30 mianotra, 31 mibotetaka, 32 mietry, 33 mietry vintana, 34 mihemotra, 35 mikodingy, 36 mikorisa, 37 mikororosy fahana, 38 mikorotsaka, 39 mitakemotra, 40 mitambalana, 41 mitambororotra, 42 mitamborotsaka, 43 mitambotsotra, 44 mitsontsori-bava, 45 mitsontsorika, 46 mivalana, 47 mivalangidina, 48 mivalangitrika, 49 mivarilavo, 50 mivarina, 51 mivarina |
| Combinations | 52 9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word midina |
| Proverbs | 53 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 54 midìna |
| Root | 55 idina |
| Part of speech | 56 imperative of active verb midina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 57 andimy, 58 dimany, 59 dimina, 60 madiñy, 61 mañidy, manidy, midìna, midina, 62 minday |
| Updated on 2026/04/23 |
|