Entry mikodingy (kodingy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mianjera, midaboka dia mikodiadia: Nikodingy tany an-tevana ilay mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [Rajemisa 1985]
French definition dégringoler en roulant, rouler, courir sur une pente: Nikondingy teo ambonin' ny lohany ny tsihy (La natte a dégringolé sur sa tête) ~ Nianjera ny trano ka nikodingy tany an-tevana (La maison est tombé et a dégringolé dans le précipice)
¶ être dégradé, destitué [Abinal 1888]
Morphology 
mikodingy
nikodingy
hikodingy
mikodingia

Updated on 2020/07/31