Entry mikorotsaka (korotsaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy
¶ Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany [Rajemisa 1985]
Morphology  
mikorotsaka
nikorotsaka
hikorotsaka
mikorotsaha

Entry mikorôtsaka
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] mikorosy [Rakotosaona 1972]

2010/05/14