|
|
|
|

Entry (1/2)1  mikorisa
Root  2 korisa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mibolisatra: Nikorisa tamin' ny hoditr' akondro izy
5 Mandeha midina nefa tsy mamindrafindra ny tongotra akory fa mamela ny tena hisosa fotsiny amin' izao: Nikorisa tamin' ny ravin' akondro izy hatrery ambany erý [1.1]
Explanations in English  6 to slide along [1.7]
Explanations in French  7 glisser [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  mikorisà
Root  13 korisa
Part of speech  14  imperative of active verb mikorisa [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  15 mikorisà, mikorisa, 16 misariko, 17 misaroky, 18 misokira, 19 sarimoky

Updated on 2025/11/13