Entry manorika (tsorika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan' ny zavatra iray, ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nanorika nanaraha ny takolany ny ranomasony ~ Nanorika amin' ny vatolampy ny rano [Rajemisa 1985]
Examples  
1Vao mainka nifantoka tamiko ny masony nangano-hano, dia indreny vongan-dranomaso nanorika ny takolany. [Andriamalala: Ranomasina, page 69]
2Tsy namaly i John fa ny ranomasony no nanorika moramora ny takolany. [Andriamalala: Fasana, page 8]
Morphology  
manorika
nanorika
hanorika
Synonyms   mitsorika

Entry mañorika
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] mitsininika [Rakotosaona 1972]

2012/07/23