| Entry | 1 mihemotra |
| Root | 2 hemotra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandroso miverina, manao dia miverina, manao dia mianotra: Mikisaha fa mihemotra itsy fiarakodia itsy
5 Mandositra (fa resy): Herezo ihany fa efa mihemotra ny fahavalo 6 Miala, miova hevitra: Saika hilatsaka hofidina Baba saingy nihemotra 7 Mihafohy, misintona: Nihemotra ny pataloan' Ikoto nony nosasana 8 Mihena, mitambotsotra, midina: Soa ihany fa efa nihemotra ny vidim-bary [1.1] |
| Explanations in English |
9 to draw back, to retire, to retreat, to backslide, to apostatize.
[1.2] 10 to draw back; to fall back into evil ways [1.7] |
| Explanations in French |
11 reculer, se retirer
[1.8] |
| Examples |
12 tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana.
[2.472]
|
| Morphology |
|
| Analogs | 17 manaodiamianotra, 18 manaodiamiverina, 19 mandrorona, 20 mianotra, 21 mikemo, 22 mitakemotra, 23 mitambotsotra, 24 mitodidoha, 25 miverinailalana |
| All compound words | 26 3 combinations of that word |
| Proverbs | 27 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/17 |
|