|
|
|
|

Entry1  mibotetaka
Root  2  botetaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mipetraka amin' ny tany, mitorovoka: Tsy nisy seza ka dia nibotetaka tamin' ny tany daholo ny olona mpamangy
Mijanona amin' ny toerana ambany misy ny tena: Tsy mba mikezaka handroso izy fa mibotetaka amin' ny misy azy eo ihany
Mipetraka tsy manao na inona na inona fa manohon-tanana: Mibotetaka ao an-trano ao foana Rabe fa tsy miasa [1.1]
Explanations in English  5  to be low, to sit down low, to squat, to grow low and shrubby [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2025/09/12