|
|
|
|

Entry (1/2)1  asabotsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 (Arabo es-sabt): ny andro fahafito ao amin'ny herinandro, manaraka ny Zoma, ary alohan'ny Alahady [1.10]
4 Andro fahafito sady farany amin'ny herinandro. Araka ny finoan'ny Ntaolo, ny asabotsy dia andro mibontsina: fitomaniana ny maty, fanaovana ny famoizana sy afana. [1.1]
Explanations in English  5 Saturday [1.2, 1.7]
Explanations in French  6 samedi [1.3, 1.8]
7 (var. sabotsy) Samedi [1.5]
Examples  8  Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470]
9  Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472]
Vocabulary  10  Time
Other spellings  11 sabotsy
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  21  Proverbs containing that word
Tables and plates  22  Measure of Time

Entry (2/2)23  Asabotsy
Part of speech  24  name (toponym) [Full list]
Explanations in English  25 the place of holding Saturday's market. [1.2]
Explanations in French  26 Nom des marchés qui se tiennent en ce jour. [1.3]
27 Le marché du samedi [1.5]
Examples  28  ao Amparihy ao Ambohimanga, sy eo Ambatondrazaka ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Anosibe ao atsimo n' Ambohimanga, sy eo Ambatomasina ao andrefan' Anosy eo avaratra asabotsy, ary eo Andranomboahangy eo andrefan' Ankadimbahoaka, ary Andranomiry eo avaratr' Alasora, sy eny Farihy andrefan' Alasora. [2.48]
Vocabulary  29  Geography: towns

Anagrams  Asabotsy, asabotsy

Updated on 2026/01/14