Entry herinandro (herina, andro)
Part of speech noun
Malagasy definition Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kaland rie vazaha
¶ Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io? [Rajemisa 1985]
English definition a week [Hallanger 1973]
French definition une semaine [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Quotes 

2010/09/10