| Entry (1/2) | 1 talata |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Andro fahatelo amin'ny herinandro, manaraka ny alatsinainy ary mialoha ny alarobia; fivoahan'ny Andriana taloha sy fananterana ny zavatr'andriana; ny talata no fivoahan'ny tafika amin'ny faritany maro, tsy fanao ny mamangy manjò talata.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 Tuesday
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
5 Le mardi
[1.3] 6 Mardi [1.5, 1.8] 7 Mardi [ar.: TalaTa, trois, aT-TalaTa, mardi] [Tanala] [1.6] 8 (ar.) mardi [1.14] |
| Examples |
9 talata tamin' izay, ary nikasa ny tsy hiverina raha tsy ny ampitso maraina.
[2.470]
10 Ny talata antoandro taorian' ny nahatongavan' i Donga, nankany amiko tany an-tsekoly izy roa lahy. [2.472] |
| Vocabulary | 11 Time |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| All compound words | 20 3 combinations of that word |
| Proverbs | 21 Proverbs containing that word |
| Tables and plates |
22 Measure of Time |
| Entry (2/2) | 23 Talata |
| Elementary words | 24 talata |
| Part of speech | 25 name (toponym) [Full list] |
| Explanations in English |
26 The place of holding Tuesday's market.
[1.2] |
| Explanations in French |
27 Les marchés du mardi, l'emplacement où ils se tiennent.
[1.3] |
| Vocabulary | 28 Geography: towns |
| Anagrams | Talata, talata, 29 tatala |
| Updated on 2025/12/08 |
|