Proverbs : asabotsy

Proverb7548 Tsy mahamafy fonosana Asabotsy kely. [Cousins 1871 #3366]

Proverb8461 Zoma hianao tsy hendry , fa asabotsy vao fiharatra. [Veyrières 1913]
Zoma no tsy nambinina ka asabotsy avy no ho kivy . [Rinara 1974 #5105]
Zoma tsy hendry, ka Asabotsy vao fiharatra. [Ravelojaona: Firaketana, Rinara 1974 #5106, Cousins 1871 #3788, Nicol 1935 #240, Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Ilazana ny olona izay tsy mahalala, na mihevitra, na tsy manararaotra ny fotoana ahazoany mihatsara, na misondrotra, na mahazo soa; ka efa lasa ilay fotoana mety vao mikarokaroka; (ny fiharatra dia hareza kely, ary ilazana an'ohatra ny olona fetsy sy maranitra). [Ravelojaona: Firaketana]
Manao zavatra tsy araka ny fotoanany avy. [Rajemisa 1985]
French translation Etre insensé le vendredi, et devenir un objet de risée le samedi. [Nicol 1935 #240]
Le vendredi vous n' êtes pas sage, et c' est le samedi que vous commencez à vous affiler. [Veyrières 1913 #6264]
French interpretation C'est trop tard. [Veyrières 1913 #6264]

Index