|
|
|
|

Entry (1/2)1  sabotsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 (na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy [1.1]
Explanations in English  4 Same as asabotsy [1.2]
Explanations in French  5 Samedi [1.5]
6 Samedi [ar.: as-sabt, samedi] [Tanala] [1.6]
Examples  7  Izao no maty tamin' ny andro sabotsy. [2.48]
8  Tonga nanao asa maimaim-poana izy, isaky ny sabotsy sy alahady. [1.369#]
Vocabulary  9  Time
Other spellings  10 asabotsy
Hyperonym 
Co-hyponyms 
All compound words  19  2 combinations of that word
Tables and plates  20  Measure of Time

Entry (2/2)21  Sabotsy
Elementary words  22 sabotsy
Part of speech  23  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  24  Geography: towns

Anagrams  sabotsy, Sabotsy

Updated on 2025/12/13