Entry zoma
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zohy, lava-bato [Rajemisa 1985]
English translation   for zohy [Provincial] [Richardson 1885]
Synonyms   zohy

Entry zo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana [Rajemisa 1985]
English translation   Friday [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   Vendredi [Abinal 1888, Beaujard 1998, Hallanger 1974, Sims 1969]
French translation   (ar.) vendredi. Var. le plus usue [...] [full text in Rajaonarimanana 1996]
   venerdi [Profita 1969]
German translation   Freitag. -- Du siehst ja, daß ich [...] [full text in Bergenholtz 1991]
Examples   Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 11]
Vocabulary  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word zomà (1): Anjoma
Analogy   Measure of Time

Entry Zo
Part of speech   name (toponym) [list]
Malagasy definition   Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [Rajemisa 1985]
English translation   The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [Richardson 1885]
French translation   Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [Abinal 1888]
English translation   The Friday market-place [Hallanger 1973]
French translation   Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Quotes  
Illustrations  

Updated on 2015/09/19