| Entry (1/3) | 1 ampela |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Antemoro] zazavavy
[1.78] 4 [Antesaka+Bara+Betsileo+Tandroy+Tanosy] vehivavy [1.78] 5 [Betsileo] vavy [1.78] 6 [Tandroy] vady: Mba ampela soa iñeo [1.78] 7 vehivavy, tovovavy [1.1] 8 [Masikoro] vavy, tovovavy [2.606#151] |
| Explanations in English |
9 a girl, a woman. See vehivavy.
[1.2] 10 [Provincial] a girl or woman [1.7] |
| Explanations in French |
11 [Tankarana] femme, fille. (Vaiàvy).
[1.19] 12 [Provincial] jeune fille, femme [1.8] |
| Examples |
13 O Z' ampela roy e!
[2.606]
14 Eka, hoy ampela ehy. [2.150] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 16 17 combinations of that word |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 18 ampela |
| Part of speech | 19 noun |
| Explanations in Malagasy |
20 zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany ilany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika, mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina
[1.1] |
| Explanations in English |
21 a spindle, used for spinning or winding cotton, silk, etc.
[1.2] 22 a spindle [1.7] |
| Explanations in French |
23 fuseau ; quenouille
[1.8] |
| Examples |
24 ary mihazona ny ampela ny rantsan-tanany.
[2.996]
|
| All compound words | 25 5 combinations of that word |
| Proverbs | 26 Proverbs containing that word |
| Entry (3/3) | 27 ampela |
| Part of speech | 28 noun |
| Explanations in Malagasy |
29 [Sakalava] Rivotra avy andrefana
[1.1] |
| Vocabulary | 30 Meteorology |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Anagrams | 53 ampale, ampela |
| Updated on 2026/02/05 |
|