Entry tony
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Maotona tsy misy rivotra: Andro tony
¶ Mandry, tsy mihetsi-mahery: Ranomasina tony
¶ Milamina, miadana rehefa avy nijaly na nitebitĂ©by: Efa tony ny sainy hatramin' ny nandrenesany fa tsy anisan' ny niharan-doza ny zanany [Rajemisa 1985]
English definition   quiet, calm [Hallanger 1973]
French definition   tranquille, calme [Hallanger 1974]
Examples  
1Nangina tsara ny andro tamin'izay, sady tony dia tony ny rivotra. [Rajohanesa: Kintana]
2Niverina tsy fidiny izahay, mba tsy hanohitra ny teniny, satria lanitra manga no teo ambony lohanay, ny rivotra tony, ny ranomasina nilamina. [Andriamalala: Ranomasina, page 17]
Derivations  

Entry toñy
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] fanononana [Rakotosaona 1972]

Entry toñy
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] toerana misy mpanazary na hazary ka fijoroana [Rakotosaona 1972]

Entry tony
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] vidy, vidiny [Rakotosaona 1972]

2013/07/24