|
|
|
|

Entry (1/2)1  raorao
Root  2 rao
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko.
5 Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany.. [1.1]
Explanations in English  6 roughness. [1.2, 1.7]
Explanations in French  7 rugosité. [1.8]
Examples  8  Omenay malalaka, omenay madiodio, omenay mangarangarana, tsy: misy raorao, tsy misy tohany, tsy misy tsikalany, tsy misy tongotra hitsipaka, tsy misy tanana handrangotra; [2.346]
9  Raha mba nahay nanombana ny tena vidin' i Masy marina aho, fa tsy nanakalo azy tamin' ny akanga tsara soratra, dia angamba ho nilamina tsy nisy raorao ny fiainako manontolo. [2.471#61]
All compound words  10  3 combinations of this word
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Entry (2/2)12  raorao
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14 Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana. [Sakalava] [1.1]
Vocabulary  15  Meteorology
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  37 raorao, 38 roaroa

Updated on 2025/11/09