Entry sobe
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rivotra mitsoka tampoka eny ampovoan-dranomasina na eny ampovoan-drenirano miteraka ranomody lalina mety hampidi-doza ny lakana sendra voahodidina ao anatiny [1.1]
Vocabulary 
Hypernym rivotra
Co-hyponyms alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Anagrams 

Updated on 2023/03/19