Entry varatraza
Part of speech noun
Malagasy definition Rivotra mangatsiaka avy atsimo, atsinanana mitsoka amin' ny volana Jiona sy Jolay any amin' ny tapany avaratra sy avaratra andrefana [Rajemisa 1985]
French translation vent violent du sud, synonyme de tsioky atsimo [Goedefroit: Or Rose]
Vocabulary 
Other spellings 
Analogues  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ variona

Updated on 2021/01/14