|
|
|
|

Entry1  tafiotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rivotra mahery
Examples  4  [2.5#] tafiotra nateti-piavy no nampihofahofa ny ravin-kazo ary erika madinika no nifafy tsindraindray.
5  [2.445#] Raha sendra variana niandriaka iny izy ireo no injay nisy tafiotra mafy dia mafy namely azy ireo.
All compound words 
Vocabulary  7  Meteorology
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  30 afotitra, 31 fitataro, 32 tafiotra

Updated on 2025/09/12