| Entry | 1 añintafara |
| Elementary words | 2 añina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa ny andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona.
[1.1] 5 rivotra mahery. [Tambahoaka] [1.78] |
| Vocabulary | 6 Meteorology |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Anagrams | 28 añintafara, 29 fanitarana, 30 faritanàna, 31 fatan' arina, 32 fiatranana |
| Updated on 2025/11/11 |
|