| Entry | 1 añindambo |
| Elementary words | 2 añina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Karazan-drivotra miendrika tadio kely manao faribolana tokony ho efatra metatra ny savaivony, ka rava na simba daholo ny zavatra amin' io faritra io; ataon' ny olona koa hoe aninangatra [1.1] |
| Vocabulary | 5 Meteorology |
| Synonyms | 6 añinangatra |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Anagrams | 29 andimbano, 30 añindambo |
| Updated on 2025/09/12 |
|