Entry | 1 rambondanitra |
Elementary words | 2 rambo, 3 lanitra |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy [1.1] |
Explanations in English |
6 [rambin-danitra]
A water-spout [1.2] 7 [rambin-danitra] a waterspout, the funnel of a tornado [1.7] |
Explanations in French |
8 [rambin-danitra]
trombe [1.8] |
Vocabulary | 9 Meteorology |
Analogs | 10 alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 33 Proverbs containing the word rambondanitra |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |