Index

Proverbs : omana

Proverb Afo mongo: omana anatiny. [Samson 1965 #A9]

Proverb Aza manahy tavy tsy may, fa mbola omana ny afo. [Samson 1965 #A116]

Proverb Mambely voangy tsy manan-tanty : omana am--potony. [Samson 1965 #M74]

Proverb Mandehandeha mahita raha, mipetraka an-drano omana ny azo. [Samson 1965 #M46]

Proverb Mandremby manan-tohotra : tsy mahazo ny an’ ala, omana ny an-tanàna. [Samson 1965 #M70]

Proverb Matoy vary vondrik’ aomby : omana ny naniny. [Samson 1965 #M94]

Proverb Omana atodim-borona tsy hita reny : mbola ho sendra raha sandrana. [Samson 1965 #O24]

Proverb Omana ny manan-tsoroka : sosoa rano tsy azo tamoina. [Samson 1965 #O25]

Proverb Tavolo ala : velon-tsy omana. [Samson 1965 #T53]

Proverb Tintely sabadiana : tsy mahazo an’ ala, omana ny an-tanàna. [Samson 1965 #T72]

Proverb Tsy mitaino volan-andevo : omana ny vary totoiny. [Samson 1965 #T166]

Index